Dia faly miarahaba an-tsika rehetra mpijery any rehetra any, enga anie ka ho samy salama daholo.
Efa manomboka tena tsara ny andro aty aminay amin'izao fotoana izao, avril 2011, efa mananika ny 18 na 20° ny hafanana rehefa atoandro iny, andro tena tsara hanaovana fitsangatsanganana.
Afaka telo andro dia tonga ny fetin'ny paska, koa asa hanao ahoana amin'io ny toetr'andro.
Fa, tamin'ny volana juillet 2010, nandalo tany an-tanana izahay koa ity misy voan-dalana an-tsary ho jerena.
Antananarivo tanana maminay gasy par MENAMANGA
Mirary soa ho an-tsika rehetra.
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire