Anisan'ny souvenir iray lehibe tsy ho adinonay ny fandalovana tany Foulpointe tamin'ny volana juillet farany teo. Jereo anie ny akanton'ny ranomasina sy ny manodidina azy ! Tena afa-po daholo ny rehetra. Ry Francky, ry Mialy sy Holy Tiana, ny rehetra dia tena afa-boly tokoa niaraka tamin'ireo cousins, cousines, tontons, tantines, ny fianakaviana rehetra, nilalao, nifaly, nikoràna.
Rehefa avy ao an-dranomasina dia mihinana bonbons coco, crevettes, endin-trondro sns.....tekateka.....avy eo ny lehibe misotro beks kely etsy amin'ilay mpivarotra eo ambadika kely.
Mbola hiverenana any Foulpointe rehefa mandalo aty Mada amin'ny congé manaraka.