vendredi 2 septembre 2011

Vacances août 2011


Tamin'ny faran'ny herinandron'ny ity volana août ity dia i Paris no nolalovanay, niakatra ny tour de montparnasse, tsy lavitra avy eo koa ny palais de Luxembourg izay akaikin'ny jardin koa.

Teo alohan'ny Palais de Luxembourg eto izahay

Eto ny moulin rouge

Ity indray ny tour de Montparnasse

Ny tour Eiffel avy eo amin'ny tafon'ny tour de Montparnasse



dimanche 12 juin 2011

Petite histoire de Holy Tiana à la crèche


Bonjour,

Je vous écris pour vous donner de mes nouvelles, comment allez-vous ? moi, je vais bien sauf que le rhume m’embête un peu, car ça n’arrête pas depuis mon entrée à la crèche qui fait bientôt un mois (2004). Je m’habitue avec mon nouvel entourage, il y a beaucoup de copines, copains et surtout les gentilles gardiennes puéricultrices. Bon, à part ça, mes Parents vont tous bien surtout Papa qui vient de sortir de l’hôpital il y a trois semaines. Francky mon grand frère et Mialy aussi se portent très bien, ….....ah non pardon, ils venaient de passer un contrôle chez un O.R.L pour leurs nezs qui saignent souvent, et le Médecin a cautérisé Francky, Mialy sera dans un mois, car elle a encore une rhinite qu’il faut d’abord soigner avant la cautérisation. Sinon à part ça, il commence a faire froid à Aix en provence, aux alentours de 1° le matin et dans la journée 15°, les feuilles deviennent jaunes et tombent petit à petit, et bientôt les arbres n’auront plus de feuilles du tout, c’est l’hiver, et quand c’est l’hiver, c’est moi qui suis contente en premier, car j’aurais pleins de cadeaux de la part de Père noël. Hihihihihi…..
Novembre 2004
__________________________________________

Vous savez que j’aurais bientôt 10 mois et pourtant je n’ai pas encore de dent, il y en a deux qui commencent a gonfler mes gencives, mais elles ne percent pas encore. Boooon, je vais vous laisser car je commence a sentir la fatigue, à la prochaine je viendrais vous voir tous.
Au revoir.

_________________________________________



Pour la fête de pâques, elle a confectionné des œufs, a fait des découpages et de la peinture...

Holy Tiana est entrée dans cette crèche "dans la famille des Sirènes" à 9 mois en octobre 2004.

Après une longue et rude adaptation dans la vie collective, elle s'est enfin intégrée vers sa 2è année. Or, elle va devoir quitter cette crèche pour entrer dans une autre située plus près de la maison. Et je ne vous cache pas notre angoisse pour cette nouvelle adaptation. On espère de tout cœur que tout se déroulera à merveille. Actuellement c'est les vacances tout le mois d'août 2006, ensuite rentrée prévue pour le 28 août prochain dans l’après-midi pour un heure de prise de connaissance avec la nouvelle équipe de la crèche "Henri Wallon".

Ci-après la photo de Holy Tiana avec l'équipe de La crèche Pom D'Happy, ses copines Céléste, Ornella, Charlotte,.....et copains (Curtiss, Théo........) qu'elle va quitter pour en rencontrer d'autres.




Ceci étant, elle ne manquera pas de les rendre visite de temps à autre. La photo suivante est le souvenir du 2è anniversaire de Holy Tiana qu'elle a fêté avec les enfants de la crèche Pom D'Happy, le 03 février 2006, période pendant laquelle son papa et son grand frère étaient à Madagascar pour un séjour d'une durée de 1 mois.

Au mois de juillet 2006

Les travaux de Holy Tiana réalisés à la crèche "Pom D'Happy" avec l'aide des puéricultrices. Holy Tiana a 2 ans et demi, elle sait tenir un stylo et un pinceau. Et elle fait du gribouillage, de la peinture, du collage,.....

samedi 21 mai 2011

Nitsangatsangana tany Gordes izahay anio asabotsy

Tanana kely iray eo amin'ny 80km eo ho eo avy eto Aix ity Gordes ity. Tsara ny andro anio, tena andro tsy mahatamana an-trano mihitsy, nalaina teny amin'ny lycée i Rija fa nirava tamin'ny 12ora, dia avy eo nisakafo tamin'ny restaurant asiatique ireny (nem, samoussa, riz cantonnais etc..)  dia lasa izao

Entinay an-tsary ianareo ary hijery sy haminavina ny asabotsinay 5 mianaka.



Eto maka aina kely ambany hazo malomaloka eto rehefa avy nihinana glace


Dia izay indray aloha ny anio fa amin'ny aoriana kely indray.

Ato ny tohin'ny sary nalainay teny amin'ny toerana nandalovana rehetra teny :


lundi 25 avril 2011

Plage n'ny Foulpointe tamin'ny juillet 2010

Anisan'ny souvenir iray lehibe tsy ho adinonay ny fandalovana tany Foulpointe tamin'ny volana juillet farany teo. Jereo anie ny akanton'ny ranomasina sy ny manodidina azy ! Tena afa-po daholo ny rehetra. Ry Francky, ry Mialy sy Holy Tiana, ny rehetra dia tena afa-boly tokoa niaraka tamin'ireo cousins, cousines, tontons, tantines, ny fianakaviana rehetra, nilalao, nifaly, nikoràna.
Rehefa avy ao an-dranomasina dia mihinana bonbons coco, crevettes, endin-trondro sns.....tekateka.....avy eo ny lehibe misotro beks kely etsy amin'ilay mpivarotra eo ambadika kely.

Mbola hiverenana any Foulpointe rehefa mandalo aty Mada amin'ny congé manaraka.




dimanche 24 avril 2011

Trondro mena kelin'i Holy Tiana sy Mialy

Nandeha nitondra ny ankizy teny amin'ny fête foraine ireny izahay tamin'ny volana fevrier farany teo, dia inona hoy ianareo, io trondro kely io no loka azon'i Holy Tiana sy Mialy.
Izahay anefa tsy nanana ireny fitaovana hiompiana azy ireny, voatery tsy maintsy nividy aquarium miaraka amin'ny pompe électrique misy filtre fanadiovana ny rano, avy eo mbola mila produit koa entina anesorana ny ammoniac amin'ny rano izay mamono itony trondro kely mena itony, ankoatr'izay ny sakafo omena azy.

Ankehitriny efa lasa roa izy ireo, nangalàna namana iray mantsy mba hilalaovan'ilay iray taloha.


Dia samy revo daholo miompy trondro ato an-trano.

mercredi 20 avril 2011

Fiarabana aloha ny voalohan-teny

Dia faly miarahaba an-tsika rehetra mpijery any rehetra any, enga anie ka ho samy salama daholo.

Efa manomboka tena tsara ny andro aty aminay amin'izao fotoana izao, avril 2011, efa mananika ny 18 na 20° ny hafanana rehefa atoandro iny, andro tena tsara hanaovana fitsangatsanganana.
Afaka telo andro dia tonga ny fetin'ny paska, koa asa hanao ahoana amin'io ny toetr'andro.

Fa, tamin'ny volana juillet 2010, nandalo tany an-tanana izahay koa ity misy voan-dalana an-tsary ho jerena.




Antananarivo tanana maminay gasy par MENAMANGA

Mirary soa ho an-tsika rehetra.