Miarahaba ! Volana juillet 2013, fialan-tsasatra indray, betsaka izay asa nandreraka izay koa rariny sy hitsiny raha mba miala sasatra kely aloha. Ny fandaharam-potoana amin'ity dia angamba camping ihany aloha !
Mirary soa.
mercredi 10 juillet 2013
dimanche 24 mars 2013
Ela indray izay tsy naha-teto izay. Betsaka ny zavatra azo tantaraina nandritr'izay tsy nanoratana izay aloha, ny fotoana no tsy ampy loatra ! Na izany aza ezahina ny mba hamelona eto tsindraindray ihany arak'izay azo atao.
Efa ho avy indray izao ny andro mafana ato ho ato, tsy dia nangatsiaka loatra ny ririnina tamin'ity taona 2013 ity, asa ahoana ny anton'izany, anio indray izao dia avy ny orana, ora-madinika aloha fa tsy oram-baratra be ireny, manjombona ny andro.
I Pona sy Bitsa izao ireo mianatra ireo fa hiatrika indray ny rahampitso alatsinainy.
Ny zokiny Francky lasa nanao match basket any Chateauneuf les martigues any asa anao ahoana fa mino aho fa handresy rizareo.

vendredi 2 septembre 2011
Vacances août 2011
Tamin'ny faran'ny herinandron'ny ity volana août ity dia i Paris no nolalovanay, niakatra ny tour de montparnasse, tsy lavitra avy eo koa ny palais de Luxembourg izay akaikin'ny jardin koa.
Teo alohan'ny Palais de Luxembourg eto izahay
Eto ny moulin rouge
Ity indray ny tour de Montparnasse
Ny tour Eiffel avy eo amin'ny tafon'ny tour de Montparnasse
dimanche 12 juin 2011
Petite histoire de Holy Tiana à la crèche
Bonjour,
Je vous écris pour vous donner de mes nouvelles, comment allez-vous ? moi, je vais bien sauf que le rhume m’embête un peu, car ça n’arrête pas depuis mon entrée à la crèche qui fait bientôt un mois (2004). Je m’habitue avec mon nouvel entourage, il y a beaucoup de copines, copains et surtout les gentilles gardiennes puéricultrices. Bon, à part ça, mes Parents vont tous bien surtout Papa qui vient de sortir de l’hôpital il y a trois semaines. Francky mon grand frère et Mialy aussi se portent très bien, ….....ah non pardon, ils venaient de passer un contrôle chez un O.R.L pour leurs nezs qui saignent souvent, et le Médecin a cautérisé Francky, Mialy sera dans un mois, car elle a encore une rhinite qu’il faut d’abord soigner avant la cautérisation. Sinon à part ça, il commence a faire froid à Aix en provence, aux alentours de 1° le matin et dans la journée 15°, les feuilles deviennent jaunes et tombent petit à petit, et bientôt les arbres n’auront plus de feuilles du tout, c’est l’hiver, et quand c’est l’hiver, c’est moi qui suis contente en premier, car j’aurais pleins de cadeaux de la part de Père noël. Hihihihihi…..
Novembre 2004
__________________________________________
Vous savez que j’aurais bientôt 10 mois et pourtant je n’ai pas encore de dent, il y en a deux qui commencent a gonfler mes gencives, mais elles ne percent pas encore. Boooon, je vais vous laisser car je commence a sentir la fatigue, à la prochaine je viendrais vous voir tous.
Au revoir.
_________________________________________
Pour la fête de pâques, elle a confectionné des œufs, a fait des découpages et de la peinture...
Holy Tiana est entrée dans cette crèche "dans la famille des Sirènes" à 9 mois en octobre 2004.
Après une longue et rude adaptation dans la vie collective, elle s'est enfin intégrée vers sa 2è année. Or, elle va devoir quitter cette crèche pour entrer dans une autre située plus près de la maison. Et je ne vous cache pas notre angoisse pour cette nouvelle adaptation. On espère de tout cœur que tout se déroulera à merveille. Actuellement c'est les vacances tout le mois d'août 2006, ensuite rentrée prévue pour le 28 août prochain dans l’après-midi pour un heure de prise de connaissance avec la nouvelle équipe de la crèche "Henri Wallon".
Ci-après la photo de Holy Tiana avec l'équipe de La crèche Pom D'Happy, ses copines Céléste, Ornella, Charlotte,.....et copains (Curtiss, Théo........) qu'elle va quitter pour en rencontrer d'autres.
Ceci étant, elle ne manquera pas de les rendre visite de temps à autre. La photo suivante est le souvenir du 2è anniversaire de Holy Tiana qu'elle a fêté avec les enfants de la crèche Pom D'Happy, le 03 février 2006, période pendant laquelle son papa et son grand frère étaient à Madagascar pour un séjour d'une durée de 1 mois.
Au mois de juillet 2006
Les travaux de Holy Tiana réalisés à la crèche "Pom D'Happy" avec l'aide des puéricultrices. Holy Tiana a 2 ans et demi, elle sait tenir un stylo et un pinceau. Et elle fait du gribouillage, de la peinture, du collage,.....
samedi 21 mai 2011
Nitsangatsangana tany Gordes izahay anio asabotsy
Tanana kely iray eo amin'ny 80km eo ho eo avy eto Aix ity Gordes ity. Tsara ny andro anio, tena andro tsy mahatamana an-trano mihitsy, nalaina teny amin'ny lycée i Rija fa nirava tamin'ny 12ora, dia avy eo nisakafo tamin'ny restaurant asiatique ireny (nem, samoussa, riz cantonnais etc..) dia lasa izao
Entinay an-tsary ianareo ary hijery sy haminavina ny asabotsinay 5 mianaka.
Entinay an-tsary ianareo ary hijery sy haminavina ny asabotsinay 5 mianaka.
Eto maka aina kely ambany hazo malomaloka eto rehefa avy nihinana glace
Dia izay indray aloha ny anio fa amin'ny aoriana kely indray.
Ato ny tohin'ny sary nalainay teny amin'ny toerana nandalovana rehetra teny :
lundi 25 avril 2011
Plage n'ny Foulpointe tamin'ny juillet 2010
Anisan'ny souvenir iray lehibe tsy ho adinonay ny fandalovana tany Foulpointe tamin'ny volana juillet farany teo. Jereo anie ny akanton'ny ranomasina sy ny manodidina azy ! Tena afa-po daholo ny rehetra. Ry Francky, ry Mialy sy Holy Tiana, ny rehetra dia tena afa-boly tokoa niaraka tamin'ireo cousins, cousines, tontons, tantines, ny fianakaviana rehetra, nilalao, nifaly, nikoràna.
Rehefa avy ao an-dranomasina dia mihinana bonbons coco, crevettes, endin-trondro sns.....tekateka.....avy eo ny lehibe misotro beks kely etsy amin'ilay mpivarotra eo ambadika kely.
Mbola hiverenana any Foulpointe rehefa mandalo aty Mada amin'ny congé manaraka.

dimanche 24 avril 2011
Trondro mena kelin'i Holy Tiana sy Mialy
Nandeha nitondra ny ankizy teny amin'ny fête foraine ireny izahay tamin'ny volana fevrier farany teo, dia inona hoy ianareo, io trondro kely io no loka azon'i Holy Tiana sy Mialy.
Izahay anefa tsy nanana ireny fitaovana hiompiana azy ireny, voatery tsy maintsy nividy aquarium miaraka amin'ny pompe électrique misy filtre fanadiovana ny rano, avy eo mbola mila produit koa entina anesorana ny ammoniac amin'ny rano izay mamono itony trondro kely mena itony, ankoatr'izay ny sakafo omena azy.
Ankehitriny efa lasa roa izy ireo, nangalàna namana iray mantsy mba hilalaovan'ilay iray taloha.
Dia samy revo daholo miompy trondro ato an-trano.

Inscription à :
Articles (Atom)