Tanana kely iray eo amin'ny 80km eo ho eo avy eto Aix ity Gordes ity. Tsara ny andro anio, tena andro tsy mahatamana an-trano mihitsy, nalaina teny amin'ny lycée i Rija fa nirava tamin'ny 12ora, dia avy eo nisakafo tamin'ny restaurant asiatique ireny (nem, samoussa, riz cantonnais etc..) dia lasa izao
Entinay an-tsary ianareo ary hijery sy haminavina ny asabotsinay 5 mianaka.
Eto maka aina kely ambany hazo malomaloka eto rehefa avy nihinana glace
Dia izay indray aloha ny anio fa amin'ny aoriana kely indray.
Ato ny tohin'ny sary nalainay teny amin'ny toerana nandalovana rehetra teny :